<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>11</hymn_number>
<title>O, lanitra! O, tany masina! AN11</title>
<lyrics>[V1]
 O, lanitra! O, tany masina!
 Raha tapitra ny asanay,
 dia ravo aminao.
 Ny mandanao no hitanay,
 sy vavahady soa;
 ny lalam-bolamena koa no hodiavinay.
 Fonena-mahasambatra,
 tsy misy heloka.
 Ny làlana mahazo ao no mba hizorako.
 O, lanitra! O, tany masina!
 Nahoana ny ho faty re no hatahorako?
 Ny lanitra honenako mandrakizay doria.
 O, lanitra! fonena-masina!
 O, lanitra! ny dianay havitrika ho tonga aminao.
 O, lanitra! ho tonga aminao.</lyrics>
</song>